Actualités

CPM Antsakaviro


  • Zoma 18 Septambra 2015

Handroso lahadinika momba ny demokrasia sy ny fandriampahalemana etsy amin’ny Centre de Presse Antsakaviro anio ny fikambanana Liberty 32. Mandritra an’io koa no hampahafantarana ireo mendrika tamin’ny fifaninanana "Soraty ny Demokrasia 2015''


Anosy
Hampahafantarina etsy amin’ny biraon’ny Banky Iraisam-pirenena Anosy anio tolakandro ny fandaharanasa vaovaon’ny governemanta malagasy momba ny fiahiana ara-tsosialy izay vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola.

Mahajanga
Miatrika fiofanana mandritra ny folo andro ny mpamonjy voina ao Mahajanga, taorian’ny nahazoany fitaovana. Ry zareo avy ao amin’ny Corps de la Protection civile eny Ivato Antananarivo no mampiofana azy ireo.

Sambava
Tonga ao amin’ny seranan-tsambon’i Vohémar ireo gropy mpihary herinaratra miisa dimy nohafarana mpandraharaha ao Sambava, hiarahany miasa amin’ny Jirama hamahana ny olan’ny delestazy ao an-toerana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

  • Gérard Ramamimampionona
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Milaza hoe te hanavao izao ny

  • Afera sinoa 11,
  • Talata 27 Oktobra 2026

olona ambony voatonona

  • Tale mpanatanteraky
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny ONTM vaovao

  • FIZAHANTANY MATIHANINA
  • Talata 27 Oktobra 2026

Tompon’andraikitra maromaro

  • MALOTO
  • Talata 27 Oktobra 2026

NY RIVOTRA ETO ANTANANARIVO

Hijery ny tohiny
FTT