• Talata 22 Septambra 2015
Actualités.4 x 4 tokony ho an’ny depiote Omeo ny mpitandro filaminana hanenjehana dahalo

Tena mbola mirongatra ny asan-dahalo any amin’ny distrikan’Antsalova Faritr’i Melaka ankehitriny, hoy ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana, Ramarolahy Maurice

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Actualités.Mpivarotra mpambongady nisy nanafika Lasan’ny jiolahy ny vola iray sakôsy

Nitrangana asa fanafihan-jiolahy teny Ambohimanarina omaly maraina tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Septambra 2015
Actualités.Fanagadrana an’i Oliva Andrianalimanana Hiantso sendika iraisam-pirenena ny mpiasan’ny JIRAMA

Manao antso avo amin’ny fikambanana sendikaly rehetra misy ireo mpikambana sendikaly miombona ao amin’ny USAM na ny « Union des syndicats autonomes de Madagascar » mba haneho firaisankina amin’i Oliva Andrianalimanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Septambra 2015
Actualités.Fandripahana ala tsy ara-dalàna Azo fantarina amin’ny rindram-baiko «smart»

Ao anatin’ny fomba fiasan’izao tontolo izao ny fametrahana ny mangarahara izay hirotsahan’ny mpamatsy vola an-tsehatra tahaka ny tohana fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo fikambanana miaro ireo valanjavaboary amin’ny fifehezana ny hairaha avo lenta.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Septambra 2015
Actualités.Fenoarivobe Basy 40 tratra, olona 32 naiditra am-ponja

Nahomby ny hetsika ho fandriampahalemana nataon’ny zandary avy ao amin’ny kaompania Fenoarivo nandrita ity volana septambra ity, ka basy niisa 40 no tratra tamin’izany nahitana basy poleta 2 sy bala 9mm miisa 3 ary poleta vita gasy miisa 12.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Septambra 2015
Actualités.Famoahana voka-pifidianana Hisy hanakorontana ?

Tonga ny andro manan-tantara, rehefa nandrasana nandritra ny iray volana sy tapany. Hivoaka anio tolakandro ny voka-pifidianana kaominaly natao tamin’ny 31 jolay 2015,

Hamaky ny tohiny
FTT