• Talata 22 Septambra 2015
Actualités.Fanovana ny toe-tsaina

Indrisy fa tsy nandroso na nijanona am-pitoerana i Madgasikara fa tena nihemotra mihitsy teo amin’ny ady amin’ny kolikoly .

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Actualités.Marc Ravalomanana

Tafaverina an-tanindrazana omaly maraimbe ny filoha teo aloha sady filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana rehefa nanao fitsidihana narahin’asa tany ivelany nandritra ny roa herinandro teo. Anisan’ny firenena notsidihiny ny tao Maorisy, Danemark, Korea Atsimo, Pays-Bas.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Actualités.Ady amin’ny dahalo Tsy mbola misy vahaolana maharitra hatreto

Natao hitsinjovana ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana amin’ny fomba maharitra no antony anatontosana ny fiofanana ho an’ny komity mpandrindra teknika momba ny fanavaozana ny sehatry ny fandriampahalemana na CTO – RSS izay nanokatra ny dinik’asany etsy Ivandry hoy ramatoa Hawa Ahmed Youssouf, izay solontena manokan’ny Vondrona Afrikanina eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Actualités.Madagasikara Potiky ny kolikoly

«Tsy ho resy ary tsy hihemotra ny kolikoly eto Madagasikara raha tsy miharihary ny firotsahan’ny rehetra an-tsehatra amin’izany ka ny olom-pirenena tsy an-kanavaka no ilaina mandray anjara amin’izy io»

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Actualités.Pizza tsara aty Afrika Notolorana loka iraisam-pirenena i Chef Mbinina

Namiratra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena indray ny Malagasy. Voaporofo indray izany tamin’ny alalan’ny sakafo vitan’ny «La Gastronomie Pizza»

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2015
Actualités.Ho fampandrosoana an’i Fianarantsoa Tafatsangana ny Vovonan’Imady

Mba hahafahana mampandroso an’i Fianarantsoa iray manontolo dia tafatsangana ny Vovonan’Imady taorian’ny nananganana ny komity vonjy maika? dinika nifanaovana tamin’ny solontena avy any amin’ny faritra, an-tanana, ny fikambanana ary olon-tsotra..

Hamaky ny tohiny
FTT