- Alakamisy 24 Septambra 2015
Actualités.Ambatoafo – Sambava Ramatoa niteraka kambana efatra
Fanintelony niteraka i Soalize dia feno enina ny zanany ao an-trano. 5 sy 3 taona ny roa voalohany.
Hamaky ny tohinyFanintelony niteraka i Soalize dia feno enina ny zanany ao an-trano. 5 sy 3 taona ny roa voalohany.
Hamaky ny tohinyNanamafy ny fahavononany handoa ireo trosa sy hetra samihafa amin’ny fanjakana ny tompon’andraikitra voalohan’ny orinasa Tiko Ravalomanana Marc omaly teny Faravohitra
Hamaky ny tohinyNiakatra Filan-kevitry ny fitsipi-pifehezana (CODIS) eo anivon’ny ministeran’ny asam-panjakana sy ny asa ary lalàna sosialy teny amin’ny 67ha indray omaly i Dr Rakotomaharo Tsinjo, filohan’ny sendika SYMKAR eo anivon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra,
Hamaky ny tohinyTsy nahitam-bokatra mihitsy ny ady amin’ny fahalovana teto amin’ny firenena hatramin’ny taona 2004, araka ny nambaran’ny tale jeneralin’ny Bianco Andriamifidy Jean Louis
Hamaky ny tohinyHaverina ny fifidianana Ben’ny tanàna amina Kaominina miisa 5 ao anatin’ny Faritanin’i Toliara ka ao anatin’ny Distrikan’i Sakaraha ny 3 amin’ireo. Nisy Birao fandatsaham-bato 4 tsy nahazoana vokatra noho ny asan-dahalo. Nivoaka omaly ny voka-pifidianana ofisialy ho an’i Toliara.
Hamaky ny tohinyAnkalazaina ao an-drenivohitra Frantsay misy ny foiben’ny Unesco mandritra ity herinandro ity ny andron’i Madagasikara andiany faha-11.
Hamaky ny tohiny