- Zoma 25 Septambra 2015
Actualités.Fanarenana an’Antananarivo Miainga amin’ny fanajana ny fitsipika sy ny lalàna
Maro no nahatsikaritra omaly fa efa ilay Lalao Ravalomanana tompon’andraikitra, mpitantana sady mpitarika no tonga teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely somary hentitra kokoa fa tsy tahaka ny fahitana azy hatramin’izay
Hamaky ny tohiny