• Zoma 02 Oktobra 2015
Actualités.Madagascar All Stars Ho lanonam-be etsy Mahamasina

Masaka ny famerenana, vonona ireo mpanakanto. Ho lanonam-be ao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina rahampitso sabotsy 3 oktobra, miaraka amin’ny Madagascar All Stars ahitana an’i Jaojoby, Regis Gizavo, Justin Valiha, Erick Manana, Dama ary Olombelo Ricky.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Actualités.Raharaha Mara Niarisy Nanara-dalàna izahay, hoy ny zandary

Nanaitra ny mpanara-baovao maro teto amin’ny tany sy ny firenena ny fanambarana nataon’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena mikasika ny raharaha nanaraha-maso ny ombin’Atoa Mara Niarisy, solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tany Ankazoabo atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Actualités.Fambolena sy fiompiana Haka traikefa amin’i Aostralia i Madagasikara

Manantena ny fanampian’i Aostralia amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana omby vavy be ronono i Madagasikara raha araka ny fanambaran’ny praiminisitra omaly raha nihaona tamin-dRamatoa Susan Coles masoivohon’i Aostralia teny Mahazoarivo izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Actualités.Harinosy Rabenerika Charlot Hoditr’akondro ny mifandambolambo

Raharaha maika ity niantsoana anay hotapahina amin’ny fivoriana tsy ara-potoanan’ ny solombavambahoaka ity ka tonga izahay ary vonona, hoy ny depioten’i Soavinandriana Harinosy Rabenerika Charlot

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Actualités.Mamod Ali Hawel Omeo ny kaominina ny vola holaniana amin’ny fifidianana loholona

Fantatra izao, araka ny didim-panjakana navoakan’ny governemanta ny alatsinainy teo, ny amin’ny fiantsoana ireo mpifidy vaventy hiatrika ny fifidianana loholona ho amin’ny 28 desambra ho avy izao, hoy ny depiote Mamod Ali Hawel avy any Morondava.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2015
Actualités.Bezaha Tovolahy mpianatra ho pastora, nanambady ramatoa 67 taona

Ny fitiavana tsy voafetran’ny taona. Porofon’izany ity nitranga tany Bezaha – Betioky Atsimo ity.

Hamaky ny tohiny
FTT