• Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Fametrahana ofisialy an’i Elysée Ratsiraka Tsy nanaja ny teniny indray Rajoelina…

“Io ny kandidantsika, izaho no ho mpanolotsainy eo ka mila laniantsika izy. Raha lany izy dia ho avy eto aho hanatrika ny fametrahana azy ofisialy sy hanomana fety goavambe ho antsika ...”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Bealanana Mazda nanao taingim-be namono olona enina

Nandriaka ny ra tamin’ny lalam-pirenena faha-31. Fiara minibus Mazda nitondra olona niala tao Bealanana hihazo an’Antsohihy no tra-doza ny talata teo, tapaka hisatra teo amin’ny fidinan’Ampasantsarety, 45 km miala an’i Bealanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Parc Ankarafantsika Misy manondrana hazo an-tsokosoko

Ripaka tanteraka ny ampahan’ny ala ao Ankafantsika Mahajanga amin’izao fotoana izao na dia efa natokana ho ala arovana aza. Misy andian’olona maro no mitrandraka ala ao amin’io faritra arovana io ka ny hazo hanaovana harona sy fanaka no alain’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Actualités.Sabotsy-Namehana Hahazo masoivohon’ny Paositra Malagasy

Hanamarika ny andro manerantany ho an’ny paositra ny 9 oktobra 2015 izao ireo firenena mpikambana ao amin’ny «Union Postale Universelle» miisa 192.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2015
Actualités.Famonona ny kapiteny Falihery Ny voampanga indray no avo vava

Hentitra ny praiminisitra Ravelonarivo Jean amin’ny fananarana ireo mpitandro ny filaminana mihoa-pefy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2015
Actualités.Fanotofana tany eto Antananarivo Poizina navelan’ny delegasionina manokana

Hijery sy handinika manokana ny momba ny hazakazaka amin’ny fanotofana tany eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina ny kaominina ary tsy maintsy handray fanapahan-kevitra momba azy io satria ny tombontsoan’ny besinimaro no tsy maintsy jerena fa tsy ny tombontsoan’olom-bitsy

Hamaky ny tohiny
FTT