- Zoma 09 Oktobra 2015
Actualités.Taksibe 183 Tafaverina amin’ny lalany teo aloha
Tsy nanaiky ny mponina raha tsy tafaverina tamin’ny lalany teo aloha ireo taksibe laharana 183 mampitohy an’Ambatobe amin’Antananarivo Renivohitra. Nitokona teny Ambatobe avokoa mantsy izy ireo omaly maraina noho ny fahasahiranana mianjady aminy sy ny mpandeha.
Hamaky ny tohiny
