- Sabotsy 10 Oktobra 2015
Actualités.Fitrandrahana ataon'ny Madagascar Oil Mandeha ny fanadihadiana momba ny fiantraikany amin'ny tontolo iainana
Sambany no hisy fitrandrahana solika eto Madagasikara. Efa mandeha ny fanadihadiana momba ny antontan-taratasy fangatahana nataon'ny orinasa Madagascar oil amin'izao fotoana izay miantefa manokana any amin'ny Faritra Menabe sy Melaky.
Hamaky ny tohiny
