• Talata 13 Oktobra 2015
Actualités.Fampandrosoana ny toekarena sy ny sosialin’ny mponina Mifanakalo traikefa ireo manampahaizana

Hiankinan’ny fandrosoan’ny sosialin’ny mponina ny resaka tontolo iainana manerana izao tontolo izao. Raha mandroso mantsy ny toekarena nefa marefo avokoa ny mponina ao aminy noho ny haratsian’ny tontolo iainana dia tsy misy vokany amin’ny fampandrosoana ny firenena izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2015
Actualités.Mpaninjara solika Total Hihaona mivantana amin’ny mpanjifa

Ho fampahafantarana ny toby mpaninjara solika Total Madagascar sy ny asa vitany teto amintsika nandritra ny 15 taona nijoroany sy niasany dia hanatanteraka varavarana misokatra eny amin’ny dépôt d’aviation Total eny Ivato izy ireo ny 16 oktobra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2015
Actualités.Vaksiny iadiana amin’ny lefakozatra Nanomboka omaly ny andiany fahadimy

Notanterahina nanomboka omaly manerana ny Nosy indray ilay hetsika fanaovam-baksiny iadiana amin’ny aretina lefakozatra andiany fahadimy karakarain’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2015
Actualités.Kaominina ambonivohitra Tolagnaro Mifanara-tsaina tsara ny ben’ny tanàna sy ireo mpanolotsaina

Miankina amin'ny fahavononan'ny rehetra, ireo mpanolotsaina, ny mponina ny asa fampandrosoana ny tanàna. Nanamafy izany ny filohan'ny filankevitra izay vao avy nofidin'ireo mpanolotsaina 11 mianadahy mianaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2015
Actualités.Mangarano-Antsirabe II sy Bevokatra Nahazo EPP vaovao

Nahazo fotodrafitrasa vaovao indray ny fampianarana ao Vakinankaratra. Notokanana omaly alatsinainy 12 oktobra mantsy ny Epp roa vaovao ho an’ny fokontany Ankerana, kaominina Mangarano, distrikan’Antsirabe faharoa sy ny Epp Camp Michelir Bevokatra Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2015
Actualités.Antsirabe renivohitra Menaka rongony tratran’ny polisy tao Vatofotsy

Lehilahy iray indray no tratra nitazona sy nikasa hivarotra menaka rongony tao Antsirabe. Tokony ho 1 litatra teo ity tratra tao Vatofotsy ity noho ny fanomezam-baovao avy tamin’olon-tsotra ny faran’ny herinadro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT