• Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Salon International de l’Habitat Mitombo isa hatrany ireo mpandray anjara

Ny 12 ka hatramin’ny 15 novambra ho avy izao no hotanterahina etsy amin’ny parc expo Forello Tanjombato ilay Salon International de l’habitat andiany faha-17.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Soroptimist International Club Antananarivo Doyen Nanitatra ny fotodrafitrasa handraisany ireo sahirana ara-pivelomana

Nanitatra ny fotodrafitrasa handraisany ireo olona sahirana ara-pivelomana eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny fikambanam-behivavy Soroptimist International Club Antananarivo Doyen. Notokanana omaly ny trano vaovao fanampin’ny “Maison de la Femme ” etsy amin’ny 67ha atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Ady amin’ny lefakozatra Zaza 74 000 no hovitaina vaksiny any Toliara

Miditra amin’ny andro fahatelo anio ny hetsika fanamafisana ny fanaovam-baksiny hiadiana amin’ny aretina lefakozatra manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.“Festival maresaka Tamatave, avy litchi eh” Hatao ny 13, 14 ary 15 novambra

Isan-taona dia lasa fety be ao Toamasina ny taom-piotazana lodsia, izay hetsika ara-toekarena iray mampidi-bola ireo tantsaha sy ny mpanangom-bokatra ary ny mpanondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Trangam-piarahamonina Naolany ny zana-badiny dia iny izy no nitsoaka

Zazavavikely 10 taona no naolan-draikeliny tany Sakaraha, ny alatsinainy antoandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Trafikana basy Olona fito voasambotra, ramatoabe no mpibizina

Natolotra ny fitsarana tao Toliara omaly ireo olona fito mianadahy voarohirohy tamina trafikana basy miisa dimy tratran’ny polisy ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT