• Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Sambava Lasan’ny jiolahy ny lavanila amina miliara

Nitrangana fanafihana mitam-basy tao Tanambao-Daoud ny alin’ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Fenoarivobe Olona telo matin’ny varatra

Masiaka ny varatra any amin’iny Distrikan’i Fenoarivobe, Faritra Bongolava iny na amin’izao vanimpotoanan’ny maintany izao aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Varotra sy fanjifana Nanara-maso ny tsena ny minisitra Henri Rabesahala

Teny an-tsenan’Anosibe nijery ny fomba fiasan’ny mpivarotra sy nihaino azy ireo ary nanentana amin’ny fanarahan-dalàna ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana, Henri Rabesahala omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Vato karangana Malagasy Hanomboka ny fanondranana atsy La Réunion

Hanomboka amin’ity herinandro ity ny fanondranana vato karangana miainga eto Madagasikara mankany amin’ny nosy La Réunion, raha tsy misy ny fiovana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Vondron’ny mpamongady Ahantony aloha io lalàna mikasika ny « sachet » io

Amiko ny zava-misy dia matetika tsy voadinika tsara ireo lalàna mahakasika ny vahoaka madinika tahaka ny fampiasa harona “sachet”, hoy Atoa Rasolonjatovo Honoré na i Papa Solo filohan’ny vondron’ny mpamongady eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.ANTOHOMADINIKA Sarona Rafredy mpanendaka finday

Tovolahy iray antsoina hoe : Rafredy, 21 taona mipetraka eny Antohomadinika, no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny “Poste de Police de Proximité” Antaniavo teo am-pisintonana findaina tovolahy iray.

Hamaky ny tohiny
FTT