• Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Midongy Atsimo Tanàna maty omaly

Nanidy varavarana avokoa ireo mpivarotra tao an-tanànan’i Midongy Atsimo omaly. Ny antony, notafihin’ny jiolahy mitam-piadiana ny mpivarotra iray tao an-tanàna ny alin’ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Nirehitra ny tsenan’Andravoahangy Goavana ny fahasimbana

Nirehitra halina tokony ho tamin’ny 11 ora latsaka teo ho eo ny tsenan’Andravoahangy. Ireo trano fivarotana vita amin’ny hazo sy ny fivarotan-kazo eo ampitan’ny ny sy ny eglizy katolika sy ny kolejy Saint Antoine ireto ravaravan’ny afo ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Ady amin’ny famotsian-bola Mampitovy tadin-dokanga ny SAMIFIN sy ny Zandarimariam-pirenena

Misokatra nanomboka omaly talata 13 oktobra 2015, eny amin’ny biraon’ny SAMIFIN 67ha ary haharitra efatra andro fiofanana mikasika ny ady amin’ny famotsiam-bola eto Madagasikara, iarahan’ny SAMIFIN (Sampandraharaha Malagasy iadiana amin’ny famotsiam-bola) sy ny Zandarimariam-pirenena miasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Fandriampahalemana Miandrandra paikady mahomby ny vahoaka

Mihen-danja ny filaminana eto Madagasikara hatramin’ny nisian’ny krizy lavareny nanomboka tamin’ny taona 2009. Am-bava ihany sisa ilay hoe «fanjakana tan-dalàna» ho an’ny fiarahamonina Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Itaosy Cité Nipoaka ny basy, nifampitifitra ny samy jiolahy

Nitrangana fanafihana mitam-basy teny Itaosy Cité ny harivan’ny alatsinainy teo, fotoana nampisy delestazy. Toeram-pivarotana iray amoron-dalana no nanaovan’ireo jiolahy amboletra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Actualités.Jeneraly Razakarimanana Ferdinand “Tsy mpitandro ny filaminana ny miaramila”

Tsy mpitandro ny filaminana ny miaramila, hoy ny Jeneraly misotro ronono Razakarimanana Ferdinand tafaresaka tamin’ny mpanao gazety omaly, fa ny polisy sy zandary no misahana izay asa izany.

Hamaky ny tohiny
FTT