• Alarobia 21 Oktobra 2015
Actualités.Fisian’ny olona matin’ny kere isan’andro any Atsimo Tsy mitombina, hoy ny depiote Masy Goulamaly

Misy ny kere any atsimon’ny nosy ary tafiditra amin’izany ny ao amin’ny distrakan’i Tsihombe misy anay, hoy ny depiote Masy Goulamaly Marie Jeanne d’Arc voafidy tany an-toerana omaly teny Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2015
Actualités.Seranam-piaramanidina Ivato sy Nosy Be Tsy hotantanan’ny Frantsay indray ?

Mandeha be ny resaka ankehitriny fa mety hihemotra ka tsy hanao ilay fifanarahana amin’ny hanomezana seranam-piaramanidin’Ivato sy Nosy be hotantanin’ny orinasa frantsay indray ny fanjakana malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2015
Actualités.Kaominina Ampasikely Ezaka goavana ny fananganana fotodrafitrasa

Mahavelombolo ihany hatreto ny fampanantenana sy fanomezan-toky nataon’ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery nandritra ny fampiantsoana ireo mpitantana ifotony manerana ny nosy teto amin’ny renivohitr’i Madagasikara, hoy ny ben’ny tanànan’Ampasikely Raharimalala Saholinirina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2015
Actualités.Boaderôzy tratra tany Hong Kong Sambo avy any Panama no nitatitra azy

Mandainga ve ny praiminisitra sa tsy ampy ny vaovao eo am-pelatanany raha nilaza fa tsy nisy intsony ny boaderozy nivoaka an’i Madagasikara ? Nanamafy mantsy omaly ny minisitry ny tontolo iainana Beboarimisa Ralava fa tena boaderozy avy aty amintsika tokoa ireo tratra tany Hong Kong-Sina ny 7 oktobra lasa teo. Bolabola miisa 7 015 ary mitentina 18,5 miliara ariary ireto tratra ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2015
Actualités.Federasion’i Rosia Hamatsy fitaovam-piadiana an’i Madagasikara

Hanome fitaovana maimaimpoana ny tafika malagasy ny fanjakana Rosianina. Hisy ihany koa manampahaizana Rosianina hamboatra ireo fitaovana simba nomen’ity firenena ity fahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2015
Actualités.Masoivoho Malagasy any Sina Tsy voaloa ny hofan-trano ?

Sahirana ny masoivohon’i Madagasikara any Sina. Raha ny vaovao notaterin’ny mpiasa ao amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny malagasy dia tsy voaloa intsony ny hofan-trano roa volana lasa noho ny fahasahiranana ara-bolan’ny fanjakana malagasy

Hamaky ny tohiny
FTT