• Zoma 23 Oktobra 2015
Actualités.Kaominina Mahereza Maika ny asa fanamboaran-dalana

Amin’izao ankatoky ny fifidianana senatera izao dia tsikaritra fa miezaka manao pi-maso ireo kandida tsy miankina ny fitondram-panjakana mba hahazoan’izy ireo olona betsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Tsy azo hihodivirana ny andraikitry ny ben’ny tanàna

Zava-poana ny zavatra atao rehetra mahakasika ny fandriampahalemana rehefa tsy tafiditra ao anatin’ny dinika ny ben’ny tanàna sy ny manodidina azy toy ny filoham-pokontany sy ireo andrimasom-pokonolona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Ambato Boeny Hanomboka hisy ny fanaraha-maso an’ireo mivoaka sy miditra

Atao izay hampandry fahalemana ny tany, hoy Rakotonandrasana Jean Valérien ben’ny tanàna any amin’ny distrikan’Ambato-Boeny Faritanin’i Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Faktioran-jiro sy rano Mangalatra ny JIRAMA

Efa diso tafahoatra ny fanararaotana miendrika halatra ataon’ny Jirama momba ny vidin-jiro sy rano ka maro ny olona nitaraina mivantana mihitsy taty amin’ny gazety rehefa voarirarira na nahazo valy boraingina avy any amin’ny tompon’andraikitry ny Jiro sy rano Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Opération fahalemana- Antanimora atsimo Tovolahy iray novonoin’ny miaramila

Maloto indray ny miaramila mpampandry tany amin’ny Opération Fahalemana any Antanimora atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Oktobra 2015
Actualités.Randrianambinina Charles Tena mahomby ny fampiharana ny dina any Vohibe

Misy omby any amin’ny ditrikan’i Vohibe Faritr’ Ihorombe saingy tandindomin-doza izy ankehitriny noho ny asan-dahalo izay mamely. Manomboka miampita any amin’ny distrikan’i Vohibe ny korontana avy any Iakora sy Betroka iny.

Hamaky ny tohiny
FTT