• Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.Misaona ny tontolon’ny sariitatra Maty novonoin’ny mpanendaka Ramika

Maty nisy namono tamin’ny zoma alina Ratovoherinirina Michel na Ramika, fantatry ny maro amin’ny maha mpanao sariitatra azy amin’ny gazety maro toy ny Taratra, La Gagette de la Grande Iles, L’observateur …

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.Tapatapany

Salon de l’Auto Hotanterahina ny alakamisy 29 oktobra hatramin’ny voalohan’ny volana novambra 2015 eny amin’ny CCI Ivato ny «Salon de l’Auto» andiany faha-10. Tanjon’ny vondron’ireo mpivarotra fiarakodia eto Madagasikara mpikarakara ny hanosika ny tontolon’ny fiarakodia eto amin’ny tanàna. Hifanindran-dalana amin’ny hetsika ihany koa ny sehatry ny teknolojia avo lenta vaovao avy amin’ny orinasa Telma.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.DELESTAZY Ho foana amin’izay

Ho foana manomboka rahampitso talata, hoy ny tompon’andraikitra eo anivon’ny orinasa Jira, ny fahatapahan-jiro matetika na ny delestazy eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.HAFARI Malagasy Hanorina trano fonenana ekôlôjika any Antsirabe

Ao Faravohitra ao amin’ny kaominina ambanivohitra Antsoatany Antsirabe II no toerana nosafidian’ny Hafari Antsirabe tarihan’Atoa Andry Tiana Rakotojaona hanorenana ny tanàna vaovao hanatanterahana ny tetikasa Exode Urbain any amin’ity Faritra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.Frantsay manimbazimba ny malagasy Ahiana hitroatra ny vahoakan’i Sainte Marie

Tsy misy tsy mitaraina amin’ny ataon’ity teratany frantsay, antsoina hoe J.F, manambady Malagasy mipetraka ao Sainte Marie ity

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.Vola sandoka 10,8 tapitrisa Ariary Tratran’ny polisy tany Soanierana Ivongo

Efa tena ao anatin’ny taom-piotazana jirofo tanteraka ny mponina ao Analanjirofo ankehitriny, anisan’izany ny ao amin’ny distrikan’i Soanierana Ivongo izay tena ahitana ireo jirofo tsara ihany koa.

Hamaky ny tohiny
FTT