• Talata 27 Oktobra 2015
Actualités.Volavolan-dalàna fanitsiana ny tetibola Tsy misy antony handinihana azy intsony hoy ireo depiote

Tsy dia ilaina intsony ny handinihana ny LFR raha toa ka ho tonga ety amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ihany ny volavolan-dalàna mikasika izany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Oktobra 2015
Actualités.Tokantrano Malagasy Mandany vola kokoa amin’ny sakafo

Mihasahirana ny tokantrano Malagasy mihoatra amin’ny zava-misy teo aloha, araka ny tarehi-marika iombonana navoakan’ny Banky iraisampirenena sy ny Ivontoeram-pirenena mikirakira ny Antontanisa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.Tsy mahazo miasa ny TIKO Mamaky ady amin-dRavalo ny fanjakana!

Talanjona sy gaga ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc naharay taratasy fampahafantarana tamin’ny sampandraharahan’ny fananantany ao Antsirabe fa natao antoka tsy azo ampiasaina ireo fananan’ny Tiko rehetra ao anatin’ny faritr’i Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.Vahoakan’Andranomanelatra Maniry ny hisokafan’ny Tiko

Maniry mafy ny hisokafan’ny Tiko indray ny vahoakan’Andranomanelatra, hoy ny ben’ny tanàna vaovao Rasolofondramaria Andriamiarisoa Raymond Emile. Miankina tanteraka amin’ny famatsiam-bokatra sy ronono ity orinasa Malagasy 100% ity mantsy ny ampahany betsaka amin’ny vahoaka eto anivon’ity kaominina ambanivohitra efa tokony ho renivohitra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.Zavona antoandro teto Antananarivo Vokatry ny doro tanety sy ny setroka

Mavesatra ny rivotra iainana, mangirifiry ny maso, marary ny loha. Io no zavatra tsapan’ny olona maro teto Antananarivo sy ny manodidina omaly alahady. Nanjavona tanteraka ny tanàna, niova ho mena hatramin’ny masoandro tamin’ny fiafaran’ny tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015
Actualités.Kere any Atsimo Lasa ifamaliana, tsy ahitam-bahaolana

Tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra. Tsy dia ny vahaolana amin’ny fiadiana amin’ny tsy fananan-kanina sy ny tsy fisian-drano no ataon’ny mpitondra fa toa lany andro miady hevitra sy matahotra ny hifanaratsy ara-politika fotsiny ka hanao fitaovana ilay teny maharary ny any atsimon’ny nosy hoe « kere » fotsiny.

Hamaky ny tohiny
FTT