• Talata 03 Novambra 2015
Actualités.Kaominina Ambohijanaka Nitombo ny isan’ny sekoly ambaratonga fototra

Ny faramparan’ny herinandro lasa teo no tontosa, teny amin’ny biraon’ny Kaominina Ambohijanaka, ny fanaovan-tsonia teo amin’ny Fikambanana Fraternité-Amafisoa sy ny Kaominina Ambohijanaka, izay notarihan’ny ben’ny tanàna Ratsimbazafy Alain.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2015
Actualités.Rasolofo René mpanabe Nangataka tamin’ireo depiote mba hanangana vaomieran’ny « iles éparses »

Efa voaporofo ara-jeografika sy araka ny lalàna velona misy fa antsika Malagasy ireo nosy kely manodidina antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2015
Actualités.Tapatapany Fiarakodia

Hampikororosy ny tsenan’ny fiarakodia vaovao eto Madagasikara ny vinavinam-panjakana hampihatra haba hafa 10%, hoy ireo mpivarotra fiara. Hampiakatra hatrany amin’ny 15% ny vidin’ny fiarakodia madinika mantsy io fepetra vaovao io, araka ny fanazavana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2015
Actualités.Zandarimariam-pirenena Nivory maika ny sampana fikarohana ny fandikan-dalàna

Nosokafana ofisialy omaly alatsinainy 2 novambra 2015 tao amin’ny toby Ratsimandrava Andrefan’Ambohijanahary ny fivorian’ny komandin’ny sampana fikarohana ny fandikan-dalàna eo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Haharitra telo andro ny fivoriana izay hanaovana jeritodika ireo asa nampanaovina sy tontosa nandritra ny taona 2014 – 2015 sy ho fanamafisana ny fahaiza-manao amin’ny fanatontosana izany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2015
Actualités.Lozam-pifamoivoizana tany Bevoay 17 no maty teo no ho eo

Lozam-pifamoivozana mahatsiravina no nitranga omaly tany Bevoay, kaominin’i Beraketa ao anatin’ny faritra Androy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2015
Actualités.Fiara « volant à droite » Ahiboka avy hatrany izay tratra

Tsy mahazo mivezivezy eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara intsony nanomboka omaly alahady 1 novambra 2015 ny fiara familiana an-kavanana na « volant à droite », araka ny didim-panjakana nivoaka tamin’ny 11 febroary tamin’ity taona ity

Hamaky ny tohiny
FTT