Actualités

Tapatapany Fiarakodia


  • Talata 03 Novambra 2015

Hampikororosy ny tsenan’ny fiarakodia vaovao eto Madagasikara ny vinavinam-panjakana hampihatra haba hafa 10%, hoy ireo mpivarotra fiara. Hampiakatra hatrany amin’ny 15% ny vidin’ny fiarakodia madinika mantsy io fepetra vaovao io, araka ny fanazavana.

 


Politika indostrialy 

 Hikarakara fikaonandoha momba ny politika indostrialy ny Fondation Friedrich Ebert miaraka amin’ny minisiteran’ny Indostria ny 3 sy 4 novambra eny amin’ny Carlton Anosy. Lohahevitry ny fihaonana ny «Politika vaovaon’ny indostria aty Afrika : ahoana ny hisorohana ny fandrika fitrandrahana mihoapampana ?».

Fanabeazana

 Hanomboka ny fihaonambe nasionaly momba ny Fanabeazana karakarain’ny firaisamonim-pirenena mpisehatra eo amin’ity tontolo ity. Hisongadina amin’izany mandritra ny roa andro ny fiatrehan’ny firenena Malagasy ilay antsoina hoe “Agenda post-2015”.

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT