• Zoma 06 Novambra 2015
Actualités.Rova Manjakamiadana Mbola miriaria any ny nampandoro azy

Roapolo taona aty aoriana, tsy mbola hita ny tena marina tamin’ny nahamay ny Rova teny Manjakamiadana ny 6 novambra 1995, olona 12 no nosamborina sy nogadraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2015
Actualités.Minisiteran’ny Vola Hohatsaraina ny fandoavana ny fisotroan-dronono

Hampitomboina ny mari-bola harotsaka ao amin’ny kitapom-bola andoavana ny fisotroan-dronono manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2015
Actualités.CENI

Nahavita ny fianianany teny amin’ny fitsarana tampony Anosy omaly Atoa Randriamanantsoa Philibert Hervé, solontenan’ny HCC ao amin’ny CENI. Afaka miasa avy hatrany izahay na dia tsy mbola voatendry aza ny solontenan’ny antenimierandoholona, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2015
Actualités.Angovo azo avy amin’ny masoandro Vahaolana mahomby ho an’i Madagasikara

Manankarena angovo isika eto Madagasikara, araka ny feo iombonana heno avy amin’ireo mpandray anjara amin’ilay andro natokana ho an’ny angovo eny amin’ny Carlton Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2015
Actualités.Fitaterana an-drenivohitra Hovaina faninefany ny bokin’andraikitra

An-dalam-panavaozana ny bokin’andraikitra mifehy ny asan’ireo fiara fitateram-bahoaka eto an-drenivohitra amin’izao ny vondron’ny mpitatitra eto an-drenivohitra na ny UCTU tarihin’ny filohany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2015
Actualités.«Conseil National du Travail» Mila hajoro haingana, hoy ny FISEMARE

Mandalo fotoan-tsarotra ny Firaisamben’ny Sendikan’ny Mpiasa Malagasy Revolisiona. Miseho amin’ny endrika maro isan-karazany mantsy ankehitriny ny fanenjehana ireo solontenan’ny mpiasa eny anivon’ireo orinasa samihafa toy ny PLG, Clinique des Sœurs, Lame Electrique,

Hamaky ny tohiny
FTT