Actualités

CENI


  • Zoma 06 Novambra 2015

Nahavita ny fianianany teny amin’ny fitsarana tampony Anosy omaly Atoa Randriamanantsoa Philibert Hervé, solontenan’ny HCC ao amin’ny CENI. Afaka miasa avy hatrany izahay na dia tsy mbola voatendry aza ny solontenan’ny antenimierandoholona, hoy izy.

 

 

Fifidianana loholona

Efa vonona ny fitaovana sy ny vola hoenti-miatrika ny fifidianana loholona amin’ny volana desambra, araka ny nambaran’ny filohan’ny CENI Hery Rakotomanana. Vola avy amin’ny fanjakana Malagasy sy ny tetikasa PACEM io ampiasaina io.

Mpijirika

80 ireo mpijirika sy mpisoloky manodidina ny lapan’ny fitsarana Anosy no efa voasambotra. Misoloky sy mamitak’olona tsotra izao izy ireo raha araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny fitsarana.

Pesta

Olona 3 no matin’ny pesta tany Tsiroanomandidy ny herinandro lasa teo, araka ny fanambarana avy amin’ny minisiteran’ny fahasalamana.Ny fivangongoan’ny loto any an-toerana no nahatonga ny aretina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT