• Sabotsy 07 Novambra 2015
Actualités.Fisorohana ny tondra-drano Nodiovina Anosizato sy Anosibe

Nirotsaka nanadio teny Anosizato Atsinanana nihazo an’Anosy omaly folakandro ny kaominina Antananarivo Renivohitra, notronin’ireo tompon’andraikitra avy amin’ny Boriborintany I sy IV.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Novambra 2015
Actualités.Sekoly ambony INSPNMAD Hanatanteraka filankevi-pirenena ara-pedagojika

Taorian’ny fivoriana notanterahin’ny sekoly ambony Inspnamd teny Maibahoaka Ivato ny 28 ka hatramin’ny 30 septambra lasa teo nandinihina ireo paikady entina hanatsarana ny fampianarana dia hanatanteraka filankevi-pirenena ara-pedagojika indray izy ireo manomboka rahampitso alahady 8 novambra eny amin’ny Centre d’études et de recherches appliqués eny amin’ny Inspnmad Tsiadana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Novambra 2015
Actualités.EPP Amboasary Gara Notoloran’ny depiote Auréline fanampiana

Nanatanteraka fanampiana mpianatra amin’ny fampidirana an-tsekoly azy ireo ny depioten’i Madagasikara Andriamasimanana Auréline avy any Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Novambra 2015
Actualités.Fanarenana ny Rova 20 miliara ariary no mbola tadiavina

Nanamarika ny fahatsiarovana ny faha-20 taona nahamay ny Rova omaly ny fanoloran’ny masoivohon’i Alemaina sary miisa 45 nanavaozana ireo sary hosodoko may tamin’ny 1995.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Novambra 2015
Actualités.Anosizato Atsinanana Jiolahy 3 tratra niaraka tamin’ny gony feno entana

Jiolahy miisa telo efa za-draharaha amin’ny famakiana trano no saron’ny andrimasom-pokonolona tetsy Anosizato Atsinanana omaly maraina tokony ho tamin’ny 3 ora 40 mn.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2015
Actualités.Atrikasa manodidina ny RSS 2 andro nifampizarana traikefa teny Tsimbazaza

Tokony ho voalohany amin’ny fandraisana andraikitra ny depiote eo amin’ny fametrahana ny RSS na ny “Reforme du Système de Sécurité”, hoy ny voalaza tao amin’ilay atrikasa notanterahina teny amin’ny Antenimieram-pirenena nandritra ny roa andro nifarana omaly alakamisy 5 novambra 2015

Hamaky ny tohiny
FTT