• Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.DJ Arch Junior Vao 3 taona dia efa mpikosoka kapila ikoizana

Nipao-tsatroka tamin’ny fahaizan’i Arch Junior mikosoka kapila avokoa izay nahita azy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.Lodsia Malagasy Mila manaraka ny fenitry ny tsena eoropeanina

Hisokatra eo anelanelan’ny 16 hatramin’ny 19 novambra 2015 ny taom-piotazana lodsia, araka ny tapaky ny fivoriana notanterahan’ny foibe teknika sy ny fambolena ao Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.Vaky fasana tany Mangarano-Antsirabe II Razana 22 nangalana taolan-dava

Nitrangana vaky fasana ny tao amin’ny kaominina Mangarano-Antsirabe II ny faran’ny herinadro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.« Salon de la creativité Voatra » Hikarohana lalam-barotra ho an’ny asa tanana

Hotanterahana ny 12 ka hatramin'ny 14 novambra ho avy izao etsy amin'ny lapan'ny tanànan'Analakely ilay Salon de créativité Voatra andiany fahatelo, karakarain'ny Antenimieran'ny varotra eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2015
Actualités.Tanin’ny labatoara –Andohatapenaka Ara-dalàna ny taratasinay, hoy ny Tiko

Mbola nanamafy hatrany omaly tamin’ny alalan’ny fanambarana ny Tiko fa fananan’ny Tiko Agri ara-dalàna ny tany mitondra ny anarana « AHATSIAROVANA XX, TN 29 236 » misy ny labatoara eny Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Novambra 2015
Actualités.Tapatapany

Ariary Hitohy ny fihenan-danjan’ny vola Malagasy amin’ny taona 2016. Hahatratra 3.566 ariary mantsy ny dolara iray amin’ny taona ho avy raha sandaina 3.390 ariary izany amin’ity faran’ny taona 2015 ity, araka ny vinavina.

Hamaky ny tohiny
FTT