Actualités

« Salon de la creativité Voatra » Hikarohana lalam-barotra ho an’ny asa tanana


  • Alarobia 11 Novambra 2015

Hotanterahana ny 12 ka hatramin'ny 14 novambra ho avy izao etsy amin'ny lapan'ny tanŕnan'Analakely ilay Salon de créativité Voatra andiany fahatelo, karakarain'ny Antenimieran'ny varotra eto Antananarivo.

 Hetsika natao indrindra hamondronana ireo mpandraharaha manerana ny faritra maro izy io toa an'Analamanga mpampiantrano, Itasy, Sofia, Atsinanana, Analanjirofo, Vatovavy, Matsiatra ambony, Boeny ary Bongolava. Tanjona ny hahafahan'ireo mpandraharaha ireo mivarotra sy mampahafantatra ny vokatra misy any amin'ny faritra niaviany, hahafahana mitady lalam-barotra entina hampiroborobo ny toekarena eto amintsika. Raha araka ny fantatra tokoa mantsy dia mitondra ny 17 %-n'ny harinkarena faobe amin'ny toekaren'i Madagasikara ny mpanao asa tanana eto amintsika saingy mbola olan'izy ireo ny tsy fahaizany mikirakira ireo akora tsy voahodina izay voatery handaniana vola hafa indray. Arahina hetsika maro samihafa izany toy ny valandresaka arahina adihevitra...

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT