• Zoma 13 Novambra 2015
Actualités.Fifindra-monina eny Soaniedanana Ankazobe Hanomboka afaka enim-bolana

Hanomboka afaka enim-bolana ny famindrana tanteraka ireo mponina voakasiky ny fifindra-monina tanterahin’ny fikambanana Hafari Malagasy eny Soaniedanana Ankazobe P.K 67.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2015
Actualités.Kandida - Filohan’ny FIFA Tsy ao anaty lisitra i Michel Platini

Namoaka ny lisitr’ireo kandida afaka hofidiana ho filohan’ny Federasiona iraisam-pirenena amin’ny baolina kitra (FIFA) ny vaomieran’ny fifidianana eo anivon’ny FIFA omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2015
Actualités.Kaominina Ambohijanaka Nametraka paikady ho fanampiana ny tanora

Tsy nataon’ny Ben’ny tanànan’Ambohijanaka Ratsimbazafy Alain ho an-jorombala ny fametrahana paikady maty paika ombana drafitra tsara rindra ho fanampiana ireo tanora ahafahany mihoitra amin’ny fiainana sy hanana hoavy mamiratra. Tafiditra anatin’izany ny fametrahana fiaraha-miasa amin’ny fikambanana tsy miankina “Young Men’s Christian Association” YMCA

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2015
Actualités.LFR sy LFI eny amin’ny Antenimieram-pirenena Izay vao hampidirana ao anaty fandaharam-potoana

Izay vao nampidirin’ny birao maharitra sy ny “conférence des présidents” eny amin’ny Antenimieram-pirenena ao anatin’ny fandaharam-potoana holaniana ao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2015
Actualités.Fiatrehana ny fahavaratra Manetsika ny eny amin’ny Fokontany ny CUA

Aleo misoroka toy izay mitsabo ary izay tsara fiomanana, maivana ny fiantraikan’ny loza. Ampy naka leso ny ranobe saika nanafefika an’Antananarivo tamin’ny telo volana fiandohan’ny taona iny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2015
Actualités.Ady tany ao Sainte Marie Mitaky ny hamerenana ny volany i Tsiverilaza

Nihaona mivantana tamin’ny mpanao gazety teto an-drenivohitra omaly ilay mpandraharaha tompon’ny tany sy trano ao Sainte Marie antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
FTT