Actualités

Kandida - Filohan’ny FIFA Tsy ao anaty lisitra i Michel Platini


  • Zoma 13 Novambra 2015

Namoaka ny lisitr’ireo kandida afaka hofidiana ho filohan’ny Federasiona iraisam-pirenena amin’ny baolina kitra (FIFA) ny vaomieran’ny fifidianana eo anivon’ny FIFA omaly.


Anaran’olona dimy no voarakitra ao anatiny dia ny an’i printsy Ali Al-Hussein, Salman Bin Ebrahim Al-Khalifa, Jérôme Champagne, Gianni Infantino ary Tokyo Sexwale. Tsy ao anaty lisitra i Michel Platini. Noho ny sazy 90 andro mihatra aminy tsy manazo misahana resaka baolina kitra no antony, hoy ny vaomiera, no antony tsy mbola nandinihana ny momba azy.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT