- Talata 17 Novambra 2015
Actualités.Vaomiera, sampandraharaha ary fitsarana manokana
Tena manana ny mampiavaka azy tokoa ity fitondrana voalohany ao anatin’ity Repoblika faha-4 ity.
Hamaky ny tohinyTena manana ny mampiavaka azy tokoa ity fitondrana voalohany ao anatin’ity Repoblika faha-4 ity.
Hamaky ny tohinyFeno 20 taona ankehitriny ny CJD na ny fikambanan'ny mpanao gazety Zokiolona eto Madagasikara. Hotanterahina any Antsirabe ny zoma 20 sy sabotsy 21 novambra ho avy izao ny fanombohana ankoatra ireo hetsika maro hankalazana ny fanamarihana.
Hamaky ny tohinyMisoko mangina toy ny ron-gisa ny fanadihadiana ataon’ny zandarimariam-pirenena mikasika ny namono nahafaty ny kapiteny Falihery Andriantiana, komandin’ny kaompanian’ny zandary tao Betroka, roa volana lasa izay.
Hamaky ny tohinyTsy nisy Malagasy namoy ny ainy tamin’ilay asa fampihorohoroana nitranga tany Paris ny alin’ny zoma 14 novambra 2015, ka nahafatesana olona 129 sy naharatrana 500 hafa, hoy ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy Atallah Béatrice.
Hamaky ny tohinyFandaharan’asa hananan’ny Fokontany rehetra manerana ny nosy birao ara-dalàna ny Madagasikara Am-Perinasa (MAP),
Hamaky ny tohinyMisaona mandritra ny hateloana ny any Frantsa taorian’ny vono olona mikararana nataon’ireo mpampihorohoro, nitranga ny alin’ny zoma teo, ka nahafatesana olona maherin’ny 132, anisan’izany i Véronique de Bourgies, vehivavy frantsay mpanao asa soa eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny