• Alatsinainy 23 Novambra 2015
Actualités.Tetibola 2016 «Hazavao ho fanta-bahoaka !»

Ilaina hazavaina sy ho fanta-bahoaka ny votoatin’ny tetibolam-panjakana 2016, hoy ny avy eo anivon’ny fiarahamonim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Novambra 2015
Actualités.Diabetika herintaona izao Mitsindrona in’efatra isan’andro i Koloina

Zazavavy kely iray anisan’ireo diabetika tazana tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna ny sabotsy teo, nandritra ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny diabeta, i Koloina, vao 11 taona monja.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Novambra 2015
Actualités.Lodsia Toliara 4 000 Ariary ny iray kilaon’ny eny an-tsena

Nanomboka ny faran’ny herinandro teo, efa hita eto an-drenivohitra ny lodsia ary 1 500 Ar ny iray kilao teny amin’ny tsenan’Ampasampito sy Mahazo, izay tsy mbola tsara kalitao ireo tonga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Novambra 2015
Actualités.Moramanga Voasambotra ilay jiolahy notadiavina ela

Voasambotry ny polisy tao Moramanga omaly alahady 22 novambra maraina ilay jiolahy nampikaikaika ity distrika ity iray manontolo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2015
Actualités.Zava-doza tany Frantsa Mbola eny am-bavan’ny olon-tsotra

Manana ny heviny koa ireo olon-tsotra mikasika an’iny fampihorohoroana tany Frantsa iny raha tarafina amin’ireto resadresaka fohy nifanaovana tamin’ireto olona tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Novambra 2015
Actualités.Toamasina

Ny zoma izao no hamoahan’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ny valin’ny fifidianana ofisialy tamin’ireo Kaominina valo namerenana fifidianana tamin’ny 13 novambra teo, ka roa avy ny tao amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo, raha 4 ny tao Alaotra-Mangoro.

Hamaky ny tohiny
FTT