Actualités

Moramanga Voasambotra ilay jiolahy notadiavina ela


  • Alatsinainy 23 Novambra 2015

Voasambotry ny polisy tao Moramanga omaly alahady 22 novambra maraina ilay jiolahy nampikaikaika ity distrika ity iray manontolo

 

. Efa ela izy io no nanaovan’ny avy ao amin’ny fitsarana any an-toerana fikarohana na “Avis de recherche” ka izao vao tratra. Efa nanao izay ho afany ihany ireo mpitandro ny filaminana any an-toerana na dia anisan’ireo tsy ampy olona sy fitaovana toy ny namany manerana ny nosy aza. Misy olona ambony miaro anefa ity jiolahy ity ka votsotra foana rehefa azo. Ny namany 7 lahy efa voatazona ao amin’ny fonjan’i Moramanga ao ankehitriny. Fantatra fa anio alatsinainy 23 novambra no hatolotry ny polisy ny fampanoavana ao Moramanga ity jiolahy raindahiny ity.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT