• Alakamisy 03 Desambra 2015
Actualités.« Cour des comptes » Tokony efa ho rafitra mahaleo tena

Tokony ho rafitra mahaleotena ny « Cour des comptes » eto amintsika izay mbola mikambana amin’ny fitsarana tampony mandraka ankehitriny. Rafitra iray manara-maso ny fitantanam-bolam-panjakana izy io raha tsiahivina izay efa tena manana ny maha izy azy tokoa any ivelany any.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.Fanadiovana ny tanàna Nanentana ny teny amin’ny boriborintany faha-6 i Neny

Nidina ifotony tampoka teny amin’ny boriborintany faha-6 omaly ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ireo teknisianina mpiara-miasa aminy ao amin’ny kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.Minisiteran’ny kolontsaina – Artista Mihenjan-droa ny tady

Mitaky ny hampiharana ny fifanarahana nataon’ny Filankevi-pitantanan’ny OMDA niaraka tamin’ny praminisitra mpisolo toerana Rivo Rakotovao ny mpanakanto ary mandà ny fanendrena tale vaovao ao amin’ny OMDA raha tsy vita ny « inspection d’état » na ny « audit »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.Antananarivo-Renivohitra Tsy azo hamidy amin’ny olon-tsotra ny trano kaominaly

Tsy misy intsony ny tany kaominaly eto Antananarivo-Renivohitra, hoy Atoa Bernard Joseph filohan’ny vaomieran’ny fotodrafitrasa sy fampandrosoana ao amin’ity kaominina ity, hany ka sarotsarotra ho an’ny mpanatanteraka, hoy izy, ny mitady toerana hasiana ireo fiara hampidirina “Fourrière”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.Fampahalalam-baovao Mpisehatra amin’ny fitantanana mahomby

Manana andraikitra goavana eo anivon’ny fiarahamonina ny sehatry ny fampahalalam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Desambra 2015
Actualités.Fanitsakitsahana zo sendikaly Nitory any amin’ny BIT ny Fisemare

Mampiseho ny fanitsakitsahana ny zo sendikaly sy manimba endrika ny firenena Malagasy ny fandravana ny foiben-toerany eny Ankadifotsy ny

Hamaky ny tohiny
FTT