Actualités

« Cour des comptes » Tokony efa ho rafitra mahaleo tena


  • Alakamisy 03 Desambra 2015

Tokony ho rafitra mahaleotena ny « Cour des comptes » eto amintsika izay mbola mikambana amin’ny fitsarana tampony mandraka ankehitriny. Rafitra iray manara-maso ny fitantanam-bolam-panjakana izy io raha tsiahivina izay efa tena manana ny maha izy azy tokoa any ivelany any.

 

 Mba hahafahana mampihatra izany eto amintsika ary dia nanatanteraka atrikasa tetsy amin’ny ENMG Tsaralalana ireo tompon’andraikitra misahana izany omaly. Tanjon’izy ireo ny hahafahana mampihatra ireo traikefa azon’ireo mpitsara nandeha tany Maroka sy Tonizia mikasika ny asan’izy ireo. Hatomboka amin’ny fanavaozana eny ifotony izany raha araka ny fanazavan’ny filohan’ny Cour des comptes Raveloarijaona  Boanary, raha toraka izay ihany koa ny fanaraha-maso ny fampiharana ny didy aman-dalàna mikasika ny fitantanam-bolam-panjakana. Tonga nanatrika ny fotoana ny minisitry ny fitsarana Ramanantenasoa Noeline.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT