Actualités

Minisiteran’ny kolontsaina – Artista Mihenjan-droa ny tady


  • Alarobia 02 Desambra 2015

Mitaky ny hampiharana ny fifanarahana nataon’ny Filankevi-pitantanan’ny OMDA niaraka tamin’ny praminisitra mpisolo toerana Rivo Rakotovao ny mpanakanto ary mandŕ ny fanendrena tale vaovao ao amin’ny OMDA raha tsy vita ny « inspection d’état » na ny « audit »

 

 mahaleotena ho fiarovana ny tale ankehitriny izay efa nomelohin’ny minisitra alohan’ny hanesorany azy tsy misy porofo momba ny hametrahana mpitantana vonjimaika mandrapahavita ny « inspection » na ny « audit ». Nangataka anaran’olona telo ny fitondram-panjakana ary nifanarahana ny hampitsaharana ny fihantsiana na ny fitokonana. Tsy naharesy lahatra ny minisitra anefa izany ka nahatezitra ny sendikan’ny artista sy ny Filankevi-pitantanan’ny OMDA omaly. Hifamotoana etsy amin’ny Kianjan’ny kanto Mahamasina ny mpanakanto anio maraina, handinika ny tohin’ny hetsika hataon’izy ireo.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT