• Alatsinainy 07 Desambra 2015
Actualités.Antananarivo Avaradrano Nahazo Commissariat Central

Nahazo commissariat central ny mponina eny Avaradrano. Ao Sabotsy Namehana no misy azy io, fotodrafitrasa napetraka natao hitandroana ny fandriampahalemana. Tonga nitarika ny lanonana teny an-toerana ny Praiminisitra Lehiben’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Desambra 2015
Actualités.AFFAMI 5 taona niasana ho an’ny sosialim-bahoaka

5 taona niasana ho an’ny sosialim-bahoaka sahady ankehitriny ny «Andry Fanabeazana sy Fanarenana Mirindra» izay manana ny foibeny ao Ambohimanarina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Desambra 2015
Actualités.Futsal – Amboaran’i Afrika Nomontsanin’i Mozambika i Madagasikara

Resy an-tanàna ny Barea fa nomontsanin’ny ekipa mozambikanina tamin’ny isa mavesatra 7-1 be izao omaly tamin’ny lalao mandroso fifanintsanan’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika amin’ny baolina kitra lalaovina anaty efitrano (futsal), tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Desambra 2015
Actualités.Gadra politika Maniry ny hihaona amin’ny filoham-pirenena

Fantatra, araka ny tati-baovao azo, fa natolotry ny “Comité d’Expert” namolavola azy ny filoham-pirenena teny amin’ny Lapan’Iavoloha ny alarobia teo ilay volavolan-dalàna mikasika ny hananganana ny rafitra CFM izay hanohy ny asa nataon’ny FFM teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Desambra 2015
Actualités.Air Madagascar Niaiky ny tsy fahombiazany ?

Fantatra izany izao, araka ny fanazavana nentin-dramatoa Rakotondrainibe Holitina, tale jeneraly lefitry ny kaompania Air Madagascar, tamin’ny haino aman-jery iraisam-pirenena iray fa ny volana janoary ho avy izao dia hiato aloha ny zotra iraisam-pirenena ataon’ity kaompania ity mankany Azia dia ny mankany Bangkok sy Guanghzou.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Desambra 2015
Actualités.Depiote Marokiky Ilaina ny famadihana ho lalàna ireny sonia vita ireny

Tokony handalo eny amin’ny Antenimieram-pirenena avokoa rehefa mety ho fifanaraham-panavan-tsonia na « ratification » iraisam-pirenena hataon’ny Malagasy

Hamaky ny tohiny
FTT