Actualités

AFFAMI 5 taona niasana ho an’ny sosialim-bahoaka


  • Alatsinainy 07 Desambra 2015

5 taona niasana ho an’ny sosialim-bahoaka sahady ankehitriny ny «Andry Fanabeazana sy Fanarenana Mirindra» izay manana ny foibeny ao Ambohimanarina.

 


 

Efa ahitana ity fikambanana tsy miankina ity avokoa ny faritra eto Analamanga amin’izao fotoana izao raha efa miparitaka manerana ny faritra 22 kosa ny asa fitsinjovana ny fiainan’ny mponina ifotorany. Misongadina amin’izany ny sehatry ny fanabeazana, ny fahasalamana, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny tantsoroka arak’asa ho an’ny tanora. Nanokana 100 andro ho an’ireo zaza tsy ampy lanja 12 volana hatramin’ny 5 taona ny AFFAMI hanamarihana  ny tsingerintaona nijoroany. Hifarana amin’ny tapaky ny volana desambra moa ity hetsika ity ka manodidina ny 70%-n’ny tanjona no efa tontosa amin’izao fotoana izao, hoy ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny fikambanana ny solombavambahoakan’i Madagasikara Raherisoa Vololona Victorine.


Ramano F.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT