• Talata 08 Desambra 2015
Actualités.Gilles Filiatreault « Azo atao tsara ny miala amin’ny Annexe B »

Tsy tokony ho sarotra amin’ny kaompania Air Madagasikara ny miala amin’ny Annexe B ary manana ny manampahaizana afaka manamarina izany amin’ny alalan’ny asany ireo teknisianina malagasy miasa eo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Desambra 2015
Actualités.Soavinandriana Itasy Ben’ny tanàna tratra nitondra toaka 100 litatra

Nanararaotra ny andro tsena tao Soavinandriana, mahavory ny olona rehefa alatsinainy ingahy Ben’ny tanàna, no saika hampiditra an-tsokosoko toaka gasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Desambra 2015
Actualités.DJ Bryan -Antsirabe Nodimandry omaly

Nodimandry omaly alatsinainy maraina tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany i Solohajarison Raymond, fantatry ny maro amin'ny solon'anarana Dj Bryan. Tanora anisan'ny manana ny lazany tamin'ny fanafanana lanonana ao Antsirabe ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Desambra 2015
Actualités.Ady amin’ny dahalo Misy zandary mihinan’olona ?

Mba ho fiarovana tanteraka ny « présomption d’innocence »-n’ity zandary manamboninahitra voaresaka ato anaty lahatsoratra ity dia nataonay fanahy iniana ny tsy namoaka ny toerana nisehoan’ny tantara sy ny mombamomba azy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Desambra 2015
Actualités.Sekoly ambony INSPNMAD Amin’ny 7 janoary ny fidirana akademika

Mba ho fanatrarana ny fanamby efa napetraka dia hanatanteraka fidirana akademika ny sekoly ambony Inspnmad ny 07 Janoary taona 2016 ho avy izao raha efa nanomboka ny herinandro teo kosa ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Desambra 2015
Actualités.Fitsarana ao Ambatondrazaka Anjakan’ny tsy fahamarinana, hoy ny HAFARI

Fantatry ny fikambanana HAFARI avokoa ny fandehan-draharaha rehetra eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Ambatondrazaka, raha araka ny tafa nifanaovany tamin’ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT