• Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Horace Gatien Manala baraka ny «cadres» avy any SAVA

Niakatr’afo ny vahoakan’Antananarivo sy ny manodidina omaly tamin’ny nafitsoky ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Marovoay Niravona ny disadisana ady tany

Nisy tokoa ny olana teo amin’ny tantsaha mpamboly any Marovoay izay niara-niasa tamin’ny Fifabe taloha sy ny orinasa Someah izay nandresy ny Fifabe tamin’ny ady tao amin’ny tribonaly ambaratonga voalohany sy ny « Cours d’appel » tany Mahajanga » nifanaovan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Turkish Airlines Hanatitra mpitsoa-ponenana aty Madagasikara

Malaza ho mahay mandray vahiny i Madagasikara. Manamafy izany ilay ohabolana malaza hoe “Tsy toy ny ranon’Ikopa, ka tonga namana vao mavomavo”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.BNI MADAGASCAR Hanampy ny mpanjifany amin’ny fiatrehana ny fety

Mba hahafahan’ny rehetra manatanteraka ny nofinofiny amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny krismasy sy ny faran’ny taona izao dia manome tolotra miavaka ireo mpanjifany ny banky BNI Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Ady tany eny Imamba Soavimasoandro Miaro ny FLM i Naivo Raholdina

Raha ny solombavambahoaka Naivo Raholdina no niaro ny vahoaka teny Androhibe mba hahafahana manangana sekoly ambaratonga fototra sy hitazonana ho kianja fanaovam-baolina ilay tanim-panjakana izay efa an’ny Fiangonana Loterana Malagasy ka nahatonga ny fanjakana nampiato ny asan’izy ireo dia mifanohitra amin’izay kosa ny ao Imamba Soavimasoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Desambra 2015
Actualités.Sekoly Fanantenana 67 HA Nonolotra fanomezana ireo ankizy sahirana

Nijery manokana ireo ankizy sahirana niangaran’ny vintana eto an-drenivohitra ny College la lumiere Internationale etsy Talatamaty.

Hamaky ny tohiny
FTT