- Zoma 18 Desambra 2015
Actualités.Trafikana hazo sarobidy Neken’ny depiote ny fananganana ilay fitsarana manokana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Misesy ary samy manana ny anjara biriky entiny ireo orinasa na mpamatsy vola samihafa tonga maneho ny fahavononany hiara-miasa amin’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyTafatsangana araka ny “note de service” navoakan’ny ministeran’ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansa ankehitriny ny komitim-pifidianana eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo izay tarihan’ny filoha lefitry ny Oniversiten’Antananarivo ankehitriny noho ny maha-kandidà ny filohan’ny Oniversite am-perinasa
Hamaky ny tohinyEfa dodona amin’ny fanombohan’ny fiaraha-miasa fanarenana ny renivohitr’i Madagasikara ireo mpiara-miombon’antoka vahiny amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Anisan’izany ny Care International izay nanamafy ny fahavononany hanampy an’i Neny sy ny ekipany amin’ny fanarenana ny fiarahamonina eto Iarivo.
Hamaky ny tohinyNahitana lafarinina tamin’ny kitapo maromaro tsy azo antoka teny amin’ny tsenan’Anosibe omaly. Tonga nidina ifotony nanamarina ny zava-misy teny an-toerana ny avy eo anivon’ny GARDUC,
Hamaky ny tohinyNy vanim-potoana ankatoky ny Noely sy ny faran’ny taona tahaka izao no fotoana fanolorana fanomezana ho an’ny olona akaiky ny tena
Hamaky ny tohiny