• Alarobia 30 Desambra 2015
Actualités.Kaominina Ampahitrosy Atahorana sahady ny tondra-drano

Atahorana sahady ny fiakaran’ny rano izay mety hitarika tondra-drano ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ampahitrosy, distrikan’Atsimondrano noho ny fiavian’ny ranon’orana tsy niato tato ho ato. Ireo faritra lalovan’ny reniranon’i Sisaony no tena voakasik’izany ka nampitaraina fatratra ny Ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Actualités.“Kidnapping” an’i Arnaud sy Annie Misy gadra ao Tsiafahy

Namoaka ho fanta-bahoaka ny lisitr’ireo olona heverina ho atidoha nikotrika iny fakana an-keriny azy mianadahy Arnaud sy Annie tamin’ny 23 novambra 2015, ny tonia mpampanoa lalàna ny Fitsarana ambaratonga voalohany ao Toamasina misahana ny raharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Actualités.Fifidianana Loholona Latsa-bato sisa andrasana

Efa tomombana amin'ny ankapobeny ny fiatrehana ny fifidianana loholona hotanterahina rahampitso talata 29 desambra 2015 manerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara, raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon'ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Actualités.Air Madagascar Tra-doza ny fiaraminidina ATR 72 iray

Nivoaka ny «piste» tamin’ny fotoana niantsonany teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny fiaramanidina ATR 72 5RMJE an’ny kaompania nasionaly Air Madagascar, ny sabotsy 26 desambra 2015 tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany hariva

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Actualités.Befelatanana – Ambohijanahary Voasoroky ny CUA ara-potoana ny loza

Resaka adim-pamantaranandro dia mety loza amin’atambo no niseho teny Befelatanana sy Ambohijanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Desambra 2015
Actualités.Taorian’ny fetin’ny krismasy Niasa mafy nanadio tanàna ny CUA

Nivangongo ny fako teto an-drenivohitra taorian’ny fetin’ny krismasy. Saika nahitana izany avokoa ny faritra rehetra, toy ny teny Behoririka, Analakely, Isotry, Tsaralalana izay toerana tena be mpivarotra amoron-dalana indrindra.

Hamaky ny tohiny
FTT