• Talata 05 Janoary 2016
Actualités.Sambokely rendrika tany Brickaville Olona 1 maty, 2 mbola tsy hita popoka

Sambo kely mpitatitra olona sy entana avy any amin’ny kaominina ambanivohitr’i Fetraomby sy Brikaville no dobo eo akaikin’ny tanàna kely antsoina hoe Vinany efa akaiky tsy ho tonga ao Brikaville.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Janoary 2016
Actualités.Baka nilentika any amin’ny RN 12A Tapa-bolany aty aoriana tsy mbola nahitam-bahaolana

Fijaliana no mahazo ireo mpampiasa ny lalana mampitohy ny lalana RN 12A, mampitohy an'i Tolagnaro-Vangaindrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Janoary 2016
Actualités.Mpanampy naolan’ny “patron” teny Behoririka Amin’ny 20 janoary ny fitsarana

Mitombo hatrany ireo ankizy voaolana eto amintsika. Ahitana tranga vaovao foana isan’andro, tonga manatona ireo ivon-toerana mandray an-tanana ny ankizy voaholana ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Janoary 2016
Actualités.Kere any Atsimo Nizara sakafo nanomboka omaly ny AREMA

Taorian’ilay hetsika nizarana fanampiana ho an’ireo sahirana ara-pivelomana manerana ny Nosy nandritra ny fetin’ny Asaramanitra dia nitodika manokana tamin’ireo vahoaka any atsimo lasibatry ny kere indray ny antoko AREMA.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Janoary 2016
Actualités.Faran’ny taona -Antsirabe Enin-dahy nandroba fivarotana

Toeram-pivarotana iray tao Fananana-Ambositrakely, Distrikan’Antsirabe voalohany indray lasibatry ny jiolahy ny alin’ny faha 28 Desambra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Janoary 2016
Actualités.Tsena sy mpivarotra eto Antananarivo Hanomboka amin’izay ny fandaminana

Vita iny ny fety ka ho avy amin’izay ny asa, ho an’ny kaominin’Antananarivo renivohitra manokana dia maro ny asa miandry ka anisan’izany ny fandaminana ny tsena.

Hamaky ny tohiny
FTT