• Alakamisy 07 Janoary 2016
Actualités.Vehivavy mpisoloky Maka 1.400.000 Ar isan’olona

Vehivavy iray antsoina iray 39 taona mpisoloky malaza, milaza ho mahatafiditra olona hiasa ao amin’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena eny Anosy no voasambotry ny Polisin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Janoary 2016
Actualités.Ampitatafika Manohy ny ezaka fitantanana mahomby ny tanàna

Voaloa an-tsakany sy an-davany ny latsakemboka 2015 iray manontolo hoan’ny kaominina Ampitatafika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Janoary 2016
Actualités.Asa an-tselika Vahaolana tokana hiatrehana ny krizy

Sarotra ny famoronana asa ara-dalàna, indrindra hoan’ny tanora Malagasy amin’izao toekarena misy eto Madagasikara izao, araka ny fanadihadiana notontosain’ny Ivotoeram-pirenena mikirakira ny antontanisa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Janoary 2016
Actualités.« Camion taxi-brousse » Mamono olona matetika any amin’ny RN 13

Roa no maty ary maro no naratra izay efa nalefa any amin’ny hopitalin’Amboasary atsimo sy Ambovombe. Loharanom-baovao hafa kosa izay tsy voamarina nanambara fa efa nihoatra ny folo ny namoiny ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Janoary 2016
Actualités.Niala ny mpivarotra amoron-dalana Manomboka miova endrika ny renivohitra

Mbola nanohy ny fanaraha-maso teny Analakely, Behoririka, Soarano,Tsaralalana omaly ny avy ao amin’ny kaomininAntananarivo renivohitra raha toa ka nanaja ny nifanarahana marina ireo mpivarotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Janoary 2016
Actualités.Fandraofana ny fakon’Antananarivo Mikorontana ny fomba fiasa

Fihetsiketsehana fotsiny ve sa ahoana no nataon’ny fitondram-panjakana raha nanapa-kevitra fa hirotsaka an-tsehatra amin’ny fandraofana ny fako eto an-drenivohitra ny miaramila sy ny fiaran’ny tafika hanampy ny SAMVA,

Hamaky ny tohiny
FTT