• Alatsinainy 11 Janoary 2016
Actualités.Allérgie Lasa aretina mamono olona maro eto Madagasikara

Lasa aretina iray mamono olona maro ny allérgie eto amintsika. Miseho amin’ny endrika maro izy io, hoy i dokotera Feziny Séraphine eo anivon’ny centre medical Marie Stella ary saika voka-dratsy avokoa no aterany rehefa tsy voatsabo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Actualités.Anosibe Angarangarana Ho hentitra ny fitandroana ny fahadiovana manomboka izao

Ho hentitra ny fitandroana ny fahadiovana ao anatin’ny fokontany Anosibe Angarangana, boriborintany fahefatra manomboka izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Actualités.Andavamamba Anjezika I Tetezan-kazo 600 m no voatolotra ny mponina omaly

Tetezan-kazo mirefy 600 m fidirana ny tanàna eny amin’ny fokontanin’Andavamamba Anjezika Boriborintany I no voapetraka ka natolotra ofisialy ny fokonolona teny an-toerana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Actualités.Lehiben’ny Faritra Hofidiana amin’ny aprily 2016 ?

Raha mbola eo am-piandrasana ny voka-pifidianana ofisialy ny fifidianana Loholona natao tamin’ny 29 desambra 2015, dia efa mandeha sahady izao ny resaka fa hotanterahina any amin’ny volana aprily 2016 any ny fifidianana ireo lehiben’ny Faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Actualités.Anosy – Ankadimbahoaka Namboarina maika ny lalana

400 metatra ny arabe manelanelana an’Anosy sy Ankadimbahoaka amin’ny lalam-pirenena faha-7 novonjena namboarina haingana tato anatin’ny 2 andro izao hanenjehana ny lanonana fifampiarahabana eny Iavoloha anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Janoary 2016
Actualités.Mpiasam-panjakana Hiakatra 7% ny karama ?

Hitodika eny Iavoloha ny mason’ny mpanara-baovao anio. Hotanterahina eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny Asaramanitra ifampiarahaban’ny samy andrimpanjakana sy ireo masoivoho vahiny miasa sy monina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT