• Zoma 15 Janoary 2016
Actualités.Fifampiarahabana nahatratra ny taona 2016 Tsy tokony hanao intsony ireo minisitera, hoy Faneva Raholdina

Manana ny ambarany ny mpandinika raharaham-pirenena, Faneva Raholdina, nonoloana ny votoatin’ny kabary nataon’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina tamin’ny lanonam-panjakana nanasana vahiny hatramin’ny 1500 teny Iavoloha farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Actualités.Famindran-toerana ireo mpaka an-keriny Niditra an-tsehatra ny prezidansa

Ny talen’ny fiarovana ny filoham-pirenena, ramatoa iray mpalonotsain’ny fiadidiana ny repoblika, mpiambina sy mpiaro ny lapam-panjakana, ireo no tonga tampoka teo anivon’ny fonja ben’i Toamasina Ambalatavoahangy nihazonana vonjy maika ireo 27 mianadahy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Actualités.Ambohitrolomahitsy Fianakaviana avy nandevina notafihin’ny dahalo

Mandry andriran’antsy avokoa ireo mponina any amin’iny faritra Ambohitrolomahitsy iny amin’izao fotoana izao. Fianakaviana iray nandeha fiara avy nandevina mantsy no notafihin’ny dahalo ny alatsinainy teo, raha araka ny vaovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Actualités.Hain-tany sy tsy fahampian-tsakafo any Atsimo Efa miasa any an-toerana ny BNGRC

Mihamahazo vahana hatrany amin’izao fotoana izao ny hain-tany sy ny tsy fahampian-tsakafo any amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy vokatry ny tsy fisian’ny ranon’orana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Janoary 2016
Actualités.AKAMA 67 HA Manofana ireo ankizy tratra aoriana amin’ny fianarana

Mba hahafahana manampy ireo ankizy mpianatra tsy dia afaka firy amin’ny fampianarana ankapobeny manovo fahalalana ao aminy dia fantatra fa efa nosokafana eo anivon’ny sekoly AKAMA na ny akanin’ny marenina etsy amin’ny 67 ha amin’izao fotoana izao ny fiofanana momba ny fiainana ankapobeny na ilay antsoina hoe : fiatiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.OPCI Ikopa Hamatsy rano Kaominina 56

Ny volana desambra tamin’ny taon-dasa no nijoroan’ny «Organisme Public de Coopération Intercommunale» na OPCI Ikopa, izay ivondronana Kaominina miisa 56 avy amin’ny Distrika efatra ato Analamanga,

Hamaky ny tohiny
FTT