• Alarobia 20 Janoary 2016
Actualités.Fanamboaran-dalana eto Antananarivo Handaniana 10 tapitrisa Ar

Vola 10 tapitrisa ariary no natokan’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ny asa vaventy hanamboarana ireo lalana simba mirefy 32 km eto Antananarivo. Vinavinaina ho vita ao anatin’ny 3 volana ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Janoary 2016
Actualités.Air Madagascar Fa hanao inona marina i Gilles Filiatreault ?

Fitaintainan-dava no iainan’ny ankamaroan’ny mpiasa ao amin’ny kaompaniam-pitaterana nasionaly Air Madagascar manoloana ny zavatra mitranga eo anivon’ny orinasa amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Janoary 2016
Actualités.Fisokafan’ny Tiko -Antsirabe Efa maika sy dodona ny Lehiben’ny Faritra

Efa miomana sahady amin’ny hisokafan’ny Orinasa Tiko ny Lehiben’ny Faritra Vakinankaratra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Janoary 2016
Actualités.Famoahana gadra hanao “kidnapping” Tsy maintsy fantatray ny marina, hoy polisy

Araka ny vaovao voaray dia mbola ho lava sy haharitra ny fanadihadiana ataon’ny etsy Anosy eo anivon’ny polisim-pirenena momba ny raharaha fakana an-keriny an’i Arnaud.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Janoary 2016
Actualités.AMBANIDIA Tratra ireo mpanendaka efa-dahy nikoizana

Nahazo vaovao avy amin’ny olona tsara sitra-po ny Polisin’ny “Unité d’Intervention Rapide” na ny UIR etsy Tsaralalana nilaza fa misy lehilahy maromaro manendaka eny amin’ny tonelina Ambanidia rehefa amin’ny hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Janoary 2016
Actualités.Ambohijanaka Hananganana tsena raikitra mendrika ny mponina

Fanamby goavana no hapetraky ny Ben’ny tanànan’Ambohijanaka Ratsimbazafy Alain ho an’ny mponina ao aminy amin’ity taona 2016 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT