• Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.Sampana mpamantatra ny toetr’andro Namboly hazo niaraka tamin’ny mpianatra

Niara-namboly hazo niaraka tamin’ireo mpianatra an-jatony eo anivon’ny sekoly Saint Joseph Mahamasina ny sampandraharaha misahana ny famantarana ny toetr’andro etsy Ampandrianomby tamin’ny alarobia teo, teny Imerintsiatosika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.Sekoly ambony INSPNMAD Hijery manokana ireo tsy salama eto an-drenivohitra

Taorian’ny fanatsarana sy fanadiovana ny sehatry ny fampianarana nimasoan’ny sekoly ambony INSPNMAD nandritra iny taona nivalona 2015 iny dia fantatra fa hijery manokana ireo mpiara-belona manana olana ara-pahasalamana ny eo anivon’ity sekoly ambony iray ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.Kaominina Ambohibao Atsimo Asa laharam-pahamehana ny fanitarana ny lisea

Asa laharam-pahamehana ho an’ny kaominina Ambohibao Atsimo, distrikan’i Manjakandriana amin’ity taona vaovao 2016 ity ny fanitarana ny lisea ao an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2016
Actualités.Raharaha kidnapping Mpitsara iray nosamborina tany Toamasina

Toy ny vara-datsaka teo amin’ny tontolon’ny fitsarana malagasy no nandrenesana, omaly hariva, fa nisy mpitsara lahy iray nosamborin’ny polisin’ny « Brigade criminelle » avy aty Antananarivo, tany Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2016
Actualités.Air Madagascar Nofoanana ny sidina mankany Antalaha ?

Roa herinandro izao no tsy nisy fiaramanidin’ny Air Madagascar tonga tany Antalaha. Tranga izay mahagaga ny any an-toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2016
Actualités.Fakiolten’ny Siansa Ankatso Manambana ny hitokona ireo mpianatra

Mbola misy ihany ireo mpianatra tsy mahazo vatsim-pianarana sy fampitaovana eny Ankatso amin’izao fotoana na dia efa miditra amin’ny enim-bolana faharoan’ny taom-pianarana aza ny eny amin’ny oniversite.

Hamaky ny tohiny
FTT