• Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.Fitaovam-piadiana ampiasain’ny jiolahy Mila fanadihadiana lalina koa

Ankoatra ny fihainoana sy fanadihadiana ireo olona voarohirohy tamin’ny raharaha fakana an-keriny tany Toamasina dia andrasan’ny rehetra ihany koa ny fanadihadiana lalina sy matotra momba ireo fitaovam-piadiana nampiasain’ireo jiolahy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.Mivoaka ny lamba maloton’ny fitsarana Inona indray no hambaran’ny SMM ?

Mbola manan-kolazaina ihany ve ny sendikan’ny mpitsara amin’izao tranga misy amin’ny fanenjehana ny mpanao gazety izao ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.Fanarenana ireo sekoly potiky ny rivodoza Nanomboka omaly ny asa

Samy napetraka omaly ny vato fanombohana ny asa fanarenana ny lisea Sabotsy Namehana sy ny EPP Ambodimita, famatsiam-bola avy amin’ny banky Afrikanina misahana ny fampandrosoana (BAD) ary tafiditra indrindra ao anatin’ireo tetikasa fanarenana ny simba noho ny rivodoza Chedza tamin’ny 2015 izy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.Antananarivo –renivohitra Miverina mivangongo indray ny fako

Tsy niherina akory ny volana nilazan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ny tokony hiandraiketan-dry zareo amin’izay ny fanalana ny fako eto an-drenivohitra ka nahatonga ny tale

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.Faritra Alaotra Mangoro Hifampiarahaba nahatratra ny taona anio

Mety nahazo fanakianana tokoa izahay solombavambahoaka tety Tsimbazaza tamin’iny taon-dasa 2015 iny, hoy ny depiote Randriamahefa Charles

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.Kohen Rivolala Voaheloka higadra herintaona

Raharaha be mpanaraka tokoa tao Miandrivazo, omaly alakamisy 21 janoary 2016, ny fitsarana an’i Kohen Rivolala.

Hamaky ny tohiny
FTT