• Alatsinainy 25 Janoary 2016
Actualités.Ambohibary – Moramanga Lakana nitondra mpivavaka rendrika, 8 maty maro tsy hita popoka

Nitrangana loza mahatsiravina, omaly, tao Ambodimanga Baka, Kaominina Ambohibary, Distrikan’i Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Actualités.Lalam-pirenena faha-2 Nitokona tao anaty arabe ny taksiborosy

Tapaka nandritra ny fotoana vitsy ny lalam-pirenena faha-2, teo anelanelan’Ambanitsena sy Carion ny faran’ny herinandro iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Actualités.Ambinanindrano Brickaville Sokatra an’arivony saika haondrana nariana teny amoron-dalana

Tsy mijanona eto Antananarivo intsony amin’izao ilay raharaha fanondranana sokatra an-tsokosoko mankany ivelany fa efa miitatra mankany amin’ny faritany mihitsy. Zana-tsokatra an’arivony saika haondrana tany amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina no nisy nanary tao amin’ny fokontany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Actualités.Fanamboaran-dalana eny Andoharanofotsy Ho vita amin’ity herinandro ity

Amin’ity herinandro ity vao tena tsy hisy intsony ny fitohanana eny Andoharanofotsy raha vantany vao vita ny lalana eo amin’ny PK 10 akaikin’ny boulangerie, raha araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanànan’Andoharanofotsy Ranirison Hasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Actualités.Main-tany any Androy Mandao sekoly ny mpianatra

Maina ny tany any Androy noho ny tsy fisian’ny orana. Tsy manjary avokoa ny fambolena amin’izao vanim-potoanan’ny maitso ahitra any an-toerana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2016
Actualités.« Juge Jackie » Nidoboka eny Antanimora

Mihazakazaka ny toe-draharaha mikasika ilay mpitsara, Rabehaja Jackie Ernest, « substitut général » ao amin’ny Fitsarana ambony ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT