• Talata 26 Janoary 2016
Actualités.Trafikana taova Tovolahy iray voasambotra ao Ilakaka

Lehilahy iray, 25 taona, no nosamborin’ny zandary tao Ilakaka omaly. Hitady mpividy taova no voalaza fa nahatongavany tao, fa misy any Ihosy ka itadiavany mpividy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Janoary 2016
Actualités.Minisiteran’ny fambolena Hohavaozina tanteraka ny fitaovana enti-mamokatra

Taorian’ny nanavaozan’ny minisiteran’ny fambolena ireo karazana fotodrafitrasa entina hampiroborobo ny fambolena eto amintsika toy ny toho-drano ao Taheza izay manondraka velaran-tany 2440 ha nahazoan’ny tokantrano miisa 20.000 tombony,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Janoary 2016
Actualités.Ivontoeram-panofanana ho an’ny vehivavy Notokanana omaly teny Tsimbazaza

Ny resaka nahandro, fanjairana, fikolokoloana zaridaina ary ny informatika no hita ao amin’ny ivontoeram-panofanana vaovao natokana ho an’ny vehivavy eny Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Actualités.Ambatondrazaka Mpamaky trano matin’ny fitsaram-bahoaka

Lehilahy iray, 46 taona, no tratran’ny Fokonolona ambodiomby saika hamaky trano tao Atsimondrova Ambatondrazaka omaly maraina. Niharan’ny daroka ilay jiolahy ary tsy namelan’ny olona raha tsy tapitra ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Actualités.Tsimialonjafy – Boriborintany IV Nanome tanana nanadio ny TIM

Miitatra any anaty kartie samihafa any ny fanadiovana ireo tatatra sy lalankely ao amin’ny Boriborintany IV Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2016
Actualités.Bekily Misy mompera manambady ?

Misy mompera manambady any amin’ny distrikan’i Bekily tampon-tanàna, faritra Androy ary efa malaza any an-toerana fa efa teraka ny vadiny.

Hamaky ny tohiny
FTT