• Talata 26 Janoary 2016
Actualités.Hain-trano teny Ankorondrano Nirehitra ny SICMA sy ny IB-C

Fa miverina indray ve ny « lundi noir » sa ahoana ? Io no resaky ny olona teny Ankorondrano,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Janoary 2016
Actualités.Fametrahana ny fandriampahalemana Asa maharitra, mila faharetana

Natolotry ny praiminisitra ny filoham-pirenena omaly teny Iavoloha ilay “Rindra Safatsiroa ny sehatry ny fandriampahalemana”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Janoary 2016
Actualités.ACMIL Antsirabe Notsidihin’ny vondrona eoropeanina

Taorian’ny fitsidihina narahina fanolorana boky ho an’ny sekolin’ny manamboninahitra Akademia Miaramila nataon’ny solontenan’ny Firenena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Janoary 2016
Actualités.Ambohimandroso-Antanifotsy Misy mihinan’olona ?

Niely fatratra ny tsaho nandritra ny herinandro vitsivitsy izay fa hoe mihanaka be ny fihinanana olona na « cannibalisme » any amin’ny kaominina ambanivohitra Ambohimandroso, distrikan’Antanifotsy Faritra Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Janoary 2016
Actualités.Lakana rendrika tany Ambohibary-Moramanga Tafiakatra 13 no maty

13 namoy ny ainy, 13 avotra ary olona 6 tsy hita popoka. Io no tarehimarika farany momba ilay lakana rendrika tany amin’ny kaominin’Ambohibary Moramanga omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Janoary 2016
Actualités.Antaninarenina Mampiteny ny moana ny fifamovoizana

Mila fepetra hentitra ny fandaminana ny fifamovoizana ao Antaninarenina amin’ny alina mandritra ny faran’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
FTT