• Alarobia 03 Febroary 2016
Actualités.Antsahalava - Ambatolampy Mandrahona hamalifaty ny jiolahy

Nanafika tao an-tanànan'Angodona Anosiravo, Kaominina Antsahalava, Distrika Ambatolampy ny jiolahy herinandro lasa izay. Raim-pianakaviana iray no maty tsy tra-drano voatifitra tamin'io fotoana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Febroary 2016
Actualités.Fifampitifirana tao Ilakaka Dahalo 22 maty, fokonolona 7 naratra

Samy manana basy sy fitaovam-piadiana mahery vaika na ny an-daniny na ny an-kilany ka samy tsy mety gisitra sy nilavo lefona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Febroary 2016
Actualités.Salon de l’orientation et guides des etudes supérieures “t’aratra” Ahitana fiofanana maimaimpoana marobe ho an’ny tanora

Hotanterahina manomboka anio etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely haharitra roa andro ilay Salon de l’orientation et guides des études Supérieures ‘T’aratra »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Febroary 2016
Actualités.EPP Ambohibao Antehiroka Nahazo efitrano famakiam-boky vaovao

Nahazo efitrano famakiam-boky vaovao ny sekoly ambaratonga fototra etsy Ambohibao Antehiroka, kaominina Antehiroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Febroary 2016
Actualités.Lalana mihazo an’i Mahajanga Tapaka nanomboka omaly

Tapaka tanteraka ny lalana mihazo an’i Mahajanga amin’izao fotoana izao raha araka ny fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Febroary 2016
Actualités.Hasarotam-piaro Renim-pianakaviana iray notondraham-badiny asidra

Rahaminoarisoa Veronique, renim-pianakaviana manan-janaka roa vavy monina eny Ilaivola Ivato no niharan’ny herisetram-badiny vokatry ny hasarotam-piaro.

Hamaky ny tohiny
FTT