• Zoma 05 Febroary 2016
Actualités.Mpitsara nifamono tao Toamasina Mangana ny iray, nifampitory ny roa tonta

Niteraka olana goavana eo amin’ny samy mpitsara ny fanambarana nataon’ity mpitsara efa misotro ronono nanenjika ny namany am-perinasa sy namelively ireo namany mpitsara amin’ny fomba fiasany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Febroary 2016
Actualités.Tondra-drano tao Mahajamba Nampiesonin’ny fitondrana ny mponina

Kaominina nitondra faisana tamin’ny tondradrano vokatry ny orana nijojo tao anatin’ny roa herinandro i Mahajamba.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Febroary 2016
Actualités.ipo Cité Voasazy ilay karana mpanakorontana

ray monina eny amin’ny faritra Ambohipo Cité, no voasambotry ny polisin’ny boriborintany faharoa ny marainan’ny alakamisy 28 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Febroary 2016
Actualités.Fitrandrahana volamena Tsy mila Sinoa ny ao Soamahamanina

Nidina an-dalambe sady nilanja sorabaventy ny mponina ao Soamahamanina, PK 66 amin’ny lalam-pirenena voalohany, Distrikan’i Miarinarivo, Faritra Itasy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Febroary 2016
Actualités.Fanambin’ny FIVMPAMA Orinasa tsy ara-dalàna 2 tapitrisa atao manara-dalàna

Mahatratra 2 tapitrisa mahery ankehitriny ireo orinasa tsy ara-dalàna miorina eto amintsika izay mamorona asa hatrany amin’ny 3 tapitrisa any ho any, raha araka ny fanazavan’ny filohan’ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy omaly Rajaonary Eric

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Febroary 2016
Actualités.Aretina homamiadana 23.400 ny vehivavy voany eto Madagasikara

Mahatratra 23.400 ireo olona voan’ny aretina homamiadana eto amintsika amin’izao fotoana izao raha ny tomban’isa navoakan’ny sampandraharaha iraisam-pirenena momba ny fahasalamana.

Hamaky ny tohiny
FTT